Vao niteny toy izany izy, ny sakaizan’ny mpanjaka sisa izay nankahala an’i Jodasy vao mainka koa nampirehitra fatratra ny hatezeran’i Demetriosa.
Vao niteny toy izany i Alkima, ireo olon-kafa «sakaizan’ny mpanjaka» izay nankahala koa an’i Joda, dia vao mainka nampirisika an’i Demetry hirehi-pahatezerana.