Toy izany no nahafatesan’i Menelasa, ilay mpivadika ny lalàna, ary rariny loatra ny tsy nandevenana azy.
Toy izany no nahafatesan’i Menelà, ilay mpanohitra ny lalànan’Andriamanitra; ary rariny loatra ny tsy nahazoany fandevenana.