Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 13:5 - Baiboly Katolika

Fa nisy tilikambo anankiray tao, 50 hakiho ny haavony, feno lavenona voaisy milina mihodina eny an-tampony, ka hatrizay hatrizay, dia nampisisika ao anaty lavenona.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tao amin’io tanàna io dia nisy tilikambo anankiray feno lavenona; 25 metatra ny haavony ka teny an-tampony no voaisy milina mihodina ary mampirona hatraiza hatraiza hankao an-davenona.

Jereo ny toko



2Makabeo 13:5
0 Rohy Ifampitohizana