Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:9 - Baiboly Katolika

ka nasiany torak’izany tamin’ny alina koa, ny mponina tao Jamnià; nodorany ny seranana mbamin’ny sambo, ka tazana hatrany Jerosalema ny hazavana avy amin’ny fandoroana, nefa 240 stady no elanelany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ka tahaka ny natorony tao Jôpa koa no namelezan’i Joda tamin’ny alina ireo mponina teo Jamnià: nodorany ny seranana mbamin’ny sambo, ka tazana hatrany Jerosalema ny hazavana vokatry ny fandoroana, nefa nisy 45 kilaometatra ny elanelany.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:9
0 Rohy Ifampitohizana