Vao nandre ny halozana natao tamin’ireo olona iray firenena aminy i Jodasy, dia nomeny teny ireo namany, ka nony avy niantso an’Andriamanitra mpitsara marina izy,
Vao ren’i Joda Makabeo ny halozana nafitsoka tamin’ireo mpiray firenena aminy, dia nomeny teny ireo vatan-dehilahy namany.