Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:44 - Baiboly Katolika

Satria, raha tsy mino izy fa tsy maintsy hitsangana amin’ny maty, ny miaramila maty an’ady, dia zava-poana sy tsy misy antony ny mivavaka ho an’ny maty.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Raha tsy nantenainy manko fa hitsangan-ko velona ny miaramila lavo an’ady, dia zava-poana sy tsy misy antony ny mivavaka ho an’ny maty.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:44
0 Rohy Ifampitohizana