Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:43 - Baiboly Katolika

Raha efa izany, nampanao vokatra izy, ka nahavory drakma 2.000 nampanateriny hanaovana sorona fanonerana any Jerosalema. Asa soa sy mendrika, avy amin’ny fiheverana ny fitsanganana amin’ny maty, izany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nanao famoriam-bola i Joda ka nahangona drakina roa arivo izay nampanateriny tany Jerosalema hanaovana sorona fanalana ny ota. Fiheverana ny fitsanganan-ko velona no nanaovany an’izany asa soa sy mendrika izany.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:43
0 Rohy Ifampitohizana