Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:40 - Baiboly Katolika

Isam-batan’olona tamin’izy ireo, samy nahitany tao ambanin’ny akanjo, zava-masina avy amin’ny sampin’i Jamnià, sy andraran’ny lalàna ny Jody. Ka niharihary tamin’izy rehetra fa izany no antony nahafatesan’ireo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Isam-batan’olona tamin’ireo faty, dia samy nahitana tao ambanin’ny akanjo zava-masina avy amin’ireo sampy notompoina tao Jamnià: voararan’ny lalàna jiosy ny fitondrana ireny. Ka niharihary tamin’ny olona rehetra fa izany no anton’ny nahafatesan’ireo.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:40
0 Rohy Ifampitohizana