Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:39 - Baiboly Katolika

Nony ampitso, tonga araka ny tsy maintsy ataony i Jodasa sy ny namany naka ny vatan’ireo novonoina halevina ao amin’ny havany, amin’ny fasan-drazany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nony ampitso, araka ny fotoana tsy maintsy hanaovana azy, dia naka ny fatin’ireo Jiosy lavo an’ady ry i Joda mba halevina miaraka amin’ny havany ao am-pasan-drazany.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:39
0 Rohy Ifampitohizana