Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:38 - Baiboly Katolika

Nanaraka izany, novorin’i Jodasa ny tafiny, dia nentiny ho ao an-tanànan’i Odolama, ary tonga ny andro fahafito amin’ny herinandro, ka nandio tena araka ny fanao izy ireo, dia nankalaza ny sabata teo amin’izany toerana izany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Taorian’io ady io, dia novorin’i Joda Makabeo ny tafiny ka nentiny ho ao an-tanànan’i Adolama; ary higadona ny andro fahafito amin’ny herinandro, ka nanao ny fidiovana araka ny fanao ireo, ary nankalaza ny sabata teo amin’izany toerana izany.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:38
0 Rohy Ifampitohizana