Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:37 - Baiboly Katolika

Izay, dia noventesiny tamim-peo avo amin’ny tenin-drazany ny akoran’ady sy ny hira, ka nirotsaka tampoka tamin’ny miaramilan’i Gôrjiasa izy, nataony vaky nandositra ireo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Avy eo dia feo avo no niventesan’i Joda tamin’ny tenin-drazany ny akoran’ady ombàn-kira; ary nirotsahany tampotampoka ny miaramilan’i Gorjià ka nataony vaky nandositra.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:37
0 Rohy Ifampitohizana