Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:32 - Baiboly Katolika

Taorian’ny Pantekôty izy ireo nandroso hamely an’i Gôrjiasa izay komandy tao Idomea;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Taorian’io fety Pentekosta voalaza teo io i Joda Makabeo sy ny tafiny no nandeha hamely an’i Gorjià izay governoran’i Idomea.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:32
0 Rohy Ifampitohizana