2Makabeo 12:31 - Baiboly Katolika ka dia nisaotra ny Sitapôlitanina, ry i Jodasy mbamin’ireo nomba azy, sady namporisika azy ireo hanohy ny fitiavany an’ireo iray razana aminy, amin’ny ho avy koa. Raha efa izany, dia niditra tao Jerosalema izy ireo, tamin’ny fotoana efa hiantombohan’ny fetin’ny Herinandro. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa nisaotra ny mponina tao Sitôpôly ry i Joda sady nampirisika azy hanohy ny fitiavany an’ireo Jiosy ireo amin’ny hoavy. Taorian’izany ry i Joda no niverina tany Jerosalema, taloha kelin’ny fety Pentekôsta. |