Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:30 - Baiboly Katolika

Nilaza anefa ireo Jody nonina tao, fa tsara no nitondran’ny mponina azy, ary nahazo fanampiana tamin’izy ireo aza izy, tamin’ny andron’ny tsy fananany;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Kanjo nilaza ireo Jiosy niorim-ponenana tao fa tsara fitondra azy ny mponina tompon-tany ary nahazoany fanampiana aza tamin’ny andro tsy fananany.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:30
0 Rohy Ifampitohizana