Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:3 - Baiboly Katolika

Tamin’izany, nanao heloka be vava ny mponina tao Jôpe. Nasain’izy ireo niakatra teo amin’ny lakan-drafitra nomanin’izy ireo, ny Jody nonina teo aminy, mbamin’ny vady aman-janany,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tamin’izay no nanao heloka be vava ny hafa firenena mponina tao Jôpa. Mova tsy manam-pankahalana ny Jiosy akory ireto hafa firenena ireo; ka nasainy niakatra teo amin’ny lakan-drafitra voaoman’izy ireo ny Jiosy nonina tao an-tanàna ombàm-bady aman-janaka.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:3
0 Rohy Ifampitohizana