Nefa, nony avy niantso ny Tsitoha Ilay manorotoro amin’ny fahefany ny herin’ny fahavalo, ny Jody, dia azony ny tanàna ary 25.000n-dahy tamin’ireo nonina tao, no nataony niampatra amin’ny tany.
Kanefa ny Jiosy, nony avy niantso ny Tompo mahery, Ilay mpanorotoro amin’ny fahefàny ny herim-pahavalo, dia nahazo ny tanàna; ary vatan-dehilahy nisy antokon-tafika 25 tamin’ireo mponina tao no nataony maty niampatrampatra tamin’ny tany.