Nomeny toky tamin’ny teny lava teo izy ireo fa tapa-kevitra ny handefa ireo olona ireo izy, sady tsy haninomaninona azy akory, hany ka dia nalefan’ny Jody izy, mba hamonjeny an’ireo rahalahiny.
Nanome toky tamin’ny teny lava teo izy fa handefa ireo olona voatana ireo sady tsy haninoninona azy akory; hany ka dia novotsoran’ny Jiosy i Timôty mba hamonjena an’ireo mpiray firenena aminy.