Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:24 - Baiboly Katolika

Ny tenan’i Timoteo aza, latsaka eo an-tanan’ny miaramilan’i Dôsiteo sy i Sôsipatera ka nitalaho tamin-kafetsen-dratsy tamin’izy ireo, handefa azy soa aman-tsara, nilaza fa eo am-pelatanany ny havana sy ny rahalahin’ny ankabeazan’izy ireo, ka raha maty izy, dia tsy hananana antra koa ireo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny tenan’i Timôty kosa voasambotry ny miaramilan-dry i Dôsiteo sy i Sôspatera, ka nitalaho tamin-kafetsen-dratsy mba handefasan’ireo azy soa aman-tsara. Nihambo i Timôty fa eo am-pelatanany ny havana aman-drahalahin’ny ankamaroan’izy ireo; ka raha ampijaliana izy, dia mety hovonoina ho faty iretsy.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:24
0 Rohy Ifampitohizana