Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:20 - Baiboly Katolika

I Makabeo kosa tetsy an-danany, nampilahatra ny tafiny araka ny antokony, ary nasainy notarihiny ireo antokony ireo, dia nandroso hamely an’i Timoteo izay nitondra miaramila an-tongotra 120.000, sy an-tsoavaly 2.500.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

I Joda Makabeo kosa tetsy an-daniny nitsinjarazara ny tafiny ho antokony ary nanendry izay ho mpitarika an’ireo antokon-tafika ireo. Avy eo izy dia niroso hamely an’i Timôty izay nitondra miaramila an-tongotra nisy antokon-tafika 120 ary miaramila an-tsoavaly nisy antokon-tafika roa sy andiany dimy.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:20
0 Rohy Ifampitohizana