Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:19 - Baiboly Katolika

Ny roa tamin’ireo jeneralin’i Makabeo anefa, dia i Dositeo sy i Sôsipatera nandeha nananika io tanàna mimanda io, ka namono ny olona navelan’i Timoteo tao, nisy 10.000 mahery ny isany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny roa tamin’ny mpitari-tafik’i Joda Makabeo, izany hoe i Dositeo sy i Sôsipatera, no nandeha nianika io tanàna mimanda io sy namono ny olona navelan’i Timôty tao, ka nihoatra antokon-tafika folo ny isany.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:19
0 Rohy Ifampitohizana