Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:18 - Baiboly Katolika

Tsy hitan’izy ireo tao amin’izany tany izany i Timoteo; fa lasa niala teo izy, satria tsy nahavatra nanao na inona na inona teo, fa toerana anankiray izay no nametrahany miaramila mpiandry tany maro dia maro.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

tsy hitan’izy ireo tao amin’izany faritra izany intsony i Timôty, satria efa lasa niala teo noho izy tsy nahavita na inona na inona teo; fa nisy kosa tanàna mimanda anankiray nampitobiany miaramila maro dia maro.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:18
0 Rohy Ifampitohizana