Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:17 - Baiboly Katolika

Avy eo izy, dia nandeha 750 stady, ka nahatratra an’i Karaksa, izay nonenan’ny Jody atao hoe Tobianina.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Niala tao Kasfao i Joda sy ny namany, dia nandeha 140 kilaometatra eo ho eo ary tafapaka hatrany Karalesa, izay toerana nonenan’ny Jiosy atao hoe Tobianina.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:17
0 Rohy Ifampitohizana