Nony azony, araka ny sitrapon’Andriamanitra ny tanàna, dia vonoana olona maro, hoatra ny fatim-balala no nataony tao, ka hoatra ny feno ny ra nandriaka tao ilay kamory eo akaiky, misy roa stady ny habeny.
Araka ny sitrak’Andriamanitra no nahazoany ny tanàna; dia vonoan’olona maro tsy hay tantaraina no nataony teo, ka hoatra ny feno ny ra nandriaka tao ilay kamory eo akaiky, izay nisy efajato metatra eo ho eo ny velarany.