2Makabeo 12:15 - Baiboly Katolika I Jodasy sy ny namany kosa, niantso ilay Tompo ambony indrindra amin’izao tontolo izao, izay nampianjera ny mandan’i Jerikô, tsy tamin’ny milina fandonana manda na milina hafa, tamin’ny andron’i Jôsoe, vao niantoraka tamin’ny manda, mova tsy ny liona mitroatra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Joda sy ny namany kosa niantso ilay Tompo lehibe sy mahery, Andriamanitr’izao tontolo izao, satria Izy no nampianjera ny mandan’i Jerikao faha-Josoa, tsy tamin’ny fitaovana fandrodana-manda na tamin’ny milina hafa; izay ry i Joda vao niantoraka hianika ny manda tamin-karomotana. |