2Makabeo 12:14 - Baiboly Katolika Nitoky tamin’ny hamafin’ny mandany sy ny habetsahan’ny hanina nananany ny nafahirano, ka nanao toetry ny tsy mahalala fomba, naniratsira an’i Jodasy sy ny namany, nanonona teny fanaratsiana an’Andriamanitra aza sy fankahalana ny fivavahana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Natoky ny manda mafy sy ny tahirin-tsakafo betsaka ireo voafahirano ka nanao toetra valavala mihoa-pampana tamin’i Joda sy ny namany sady nanevateva azy, ary nanao faniratsirana an’Andriamanitra amin-teny tsy mendrika hotononina. |