Taorian’izany i Jodasy nananika tanàna mafy anankiray voahodidina manda sy voaisy tetezan-kady azo engaina, ary onenan’olona samy hafa firenena; Kaspina no anarany.
Taorian’izany no nianihan’i Joda ilay tanàna mafy anankiray atao hoe Kasfao: voahodidina manda izy io sady onenan’olona samihafa firenena.