Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:12 - Baiboly Katolika

Hitan’i Jodasy fa be tokoa no zavatra azon’ireo anampiana azy, ka dia nekeny ny hanao fihavanana aminy; nony avy nifandray tanana, dia nody ho any an-dainy izy ireo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Hitan’i Joda fa maro ny zavatra azon’ireto Arabo ireto anampiana azy, ka dia nekeny ny hanao fihavanana aminy; ary nony avy nifandray tanana ny roa tonta, dia nody ho any an-dainy kosa ny Arabo.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:12
0 Rohy Ifampitohizana