Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 12:1 - Baiboly Katolika

Nony vita ny fanekena, i Lisiasy niverina nankany amin’ny mpanjaka ary ny Jody nandroso niasa ny taniny.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Rehefa vita ny fifanekena teo amin’i Lisià sy ny Jiosy, dia niverina nankany amin’ny mpanjaka i Lisià ary ny Jiosy kosa niroso namboly ny sahany.

Jereo ny toko



2Makabeo 12:1
0 Rohy Ifampitohizana