Nony vita izany asan-kerim-po izany, dia nanao hira fiderana amam-pankalazana izy ireo, nisaotra ny Tompo izay nanao zava-dehibe ho an’i Israely, sy nanome fandresena azy.
Rehefa vita izany asan-kerimpo izany, dia nanaovan’ny Jiosy hira fiderana sy fankalazana ny Tompo izay nahatontosa zava-dehibe ho an’i Israely ary nanome azy fandresena.