Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:24 - Baiboly Katolika

I Timoteo ilay resin’ny Jody teo aloha kosa namory miaramila betsaka hafa firenena sy naka mpitaingin-tsoavaly betsaka tany Asia, dia nandroso haka an’i Jodea tamin’ny ady indray.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

I Timôty, ilay efa resin’ny Jiosy teo aloha, dia namory miaramila vahiny betsaka sady naka mpitaingin-tsoavaly betsaka tany Azia, ary nandroso nombàn-tafika haka an’i Jodea indray.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:24
0 Rohy Ifampitohizana