Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 10:16 - Baiboly Katolika

Ry i Makabeo sy ny namany, nony avy nivavaka sy nangataka tamin’Andriamanitra hanampy azy, dia niroatra namely ireo trano mimanda, nataon’ny Idomeanina.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ry i Joda Makabeo sy ny namany, rehefa avy nivavaka sy nangataka tamin’Andriamanitra hanampy azy, dia niroatra namely ireo tranomimandan’ny Idomeanina.

Jereo ny toko



2Makabeo 10:16
0 Rohy Ifampitohizana