Fa raha miara-mandeha amin’izay manana ady aminao ianao hanatrika ny mpitsara, dia ataovy izay hahafahanao aminy raha mbola eny an-dalana ianareo, fandrao tongany any amin’ny mpitsara ianao ka atolotry ny mpitsara amin’ny mpamatotra an-tranomaizina.
2Timoty 4:9 - Baiboly Katolika Tongava faingana atỳ amiko ianao; fa nilaozan’i Demasy aho, noho ny fitiavany an’izao tontolo izao, ka lasa nankany Tesalonika izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ataovy izay hahatongavanao haingana atỳ amiko, DIEM PROTESTANTA Ataovy mihitsy izay hahatongavanao faingana atỳ amiko. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ataovy mihitsy izay hahatongavanao faingana atỳ amiko. Baiboly Protestanta Malagasy MAZOTOA hankatỳ amiko faingana hianao Malagasy Bible Mazotoa hankatỳ amiko faingana ianao; La Bible en Malgache Ataovy izay hahatongavanao haingana atỳ amiko, |
Fa raha miara-mandeha amin’izay manana ady aminao ianao hanatrika ny mpitsara, dia ataovy izay hahafahanao aminy raha mbola eny an-dalana ianareo, fandrao tongany any amin’ny mpitsara ianao ka atolotry ny mpitsara amin’ny mpamatotra an-tranomaizina.
Aza ela, fa tongava atỳ alohan’ny ririnina. Manao veloma anao i Eobôlo, sy i Pôdensy, sy i Lino, ary i Klaodià, mbamin’ny havana rehetra iray finoana.
Rehefa maniraka an’i Artemasy na i Tisìko atỳ aminao aho, dia tongava faingana atỳ amiko atỳ Nikôpôlisy, fa mikasa handany ny ririnina any aho.