Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Titosy 3:12 - Baiboly Katolika

12 Rehefa maniraka an’i Artemasy na i Tisìko atỳ aminao aho, dia tongava faingana atỳ amiko atỳ Nikôpôlisy, fa mikasa handany ny ririnina any aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Rehefa maniraka an’i Artema na i Tikiko ho atỳ aminao aho dia miezaha hankany amiko any Nikopolia ianao fa mikasa handany ny ririnina any aho.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

12 Rehefa halefako atỳ aminao i Artemà na i Tisiko, dia ataovy mihitsy izay hahatongavanao atỳ amiko atỳ Nikôpôly; fa ao no efa nokasaiko handaniana ny ririnina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Rehefa halefako atỳ aminao i Artemà na i Tisiko, dia ataovy mihitsy izay hahatongavanao atỳ amiko atỳ Nikôpôly; fa ao no efa nokasaiko handaniana ny ririnina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Rehefa maniraka an’i Artema na Tykiko ho atỳ aminao aho, dia mazotoa hankany amiko any Nikopolia hianao, fa mikasa handany ny ririnina any aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Rehefa maniraka an'i Artema ny Tykiko ho atỳ aminao aho, dia mazotoa hankany amiko any Nikopolia ianao, fa mikasa handany ny ririnina any aho.

Jereo ny toko dika mitovy




Titosy 3:12
8 Rohy Ifampitohizana  

Ary ireto no niaraka hatrany Azia: i Sôpatera zanak’i Pirosy avy any Berea, i Aristarka sy i Sekondosy avy any Tesalonika, i Gaiosy avy any Derbe, ary i Timote sy i Tisìka sy i Trôfima avy any Azia.


Ary angamba hitoetoetra any aminareo aho, na handany ny ririnina any aza, dia ianareo no hanatitra ahy any amin’izay halehako rehetra any.


Ary ny amin’ny hahalalanareo izay toetra sy ataoko atỳ, dia iny i Tisìko, havana malala, sady mpandraharaha mahatoky ao amin’ny Tompo, hampandre anareo ny zavatra rehetra;


Ny amin’ny zavatra rehetra momba ahy, dia i Tisìko, namana malala, sy mpandraharaha mahatoky, ary mpiara-manompo amiko ao amin’ny Tompo, hampahafantatra izany aminareo;


I Tisìko dia nirahiko ho any Efezy.


Aza ela, fa tongava atỳ alohan’ny ririnina. Manao veloma anao i Eobôlo, sy i Pôdensy, sy i Lino, ary i Klaodià, mbamin’ny havana rehetra iray finoana.


Tongava faingana atỳ amiko ianao; fa nilaozan’i Demasy aho, noho ny fitiavany an’izao tontolo izao, ka lasa nankany Tesalonika izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra