ary raha misy te hiady aminao mba hahazahoany ny akanjonao, dia afoizo ho azy koa ny lambanao;
2Timoty 4:13 - Baiboly Katolika Ento kely ilay kapaoty navelako tany Trôasy ao amin’i Karposy rehefa mankatỳ ianao, ary ny boky koa, fa indrindra ny taratasy hoditra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ilay akanjobe navelako tany Troasy tao amin’i Karpo dia ento raha mankaty ianao. Ento koa ny boky, indrindra fa ireo boky hoditra. DIEM PROTESTANTA Rehefa mankatỳ ianao, dia ento ilay akanjobe tavelako tao amin’i Karpo tany Trôasy; ento koa ireo bokiko, indrindra ireo boky hoditra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa mankatỳ ianao, dia ento ilay akanjobe tavelako tao amin’i Karpo tany Trôasy; ento koa ireo bokiko, indrindra ireo boky hoditra. Baiboly Protestanta Malagasy Ilay kapôty navelako tany Troasy tao amin’i Karpo, dia ento, raha mankatỳ hianao, ary ny boky, indrindra fa ireo boky hoditra. Malagasy Bible Ilay kapôty navelako tany Troasy tao amin'i Karpo, dia ento, raha mankaty ianao, ary ny boky, indrindra fa ireo boky hoditra. La Bible en Malgache Ilay akanjobe navelako tany Troasy tao amin’i Karpo dia ento raha mankaty ianao. Ento koa ny boky, indrindra fa ireo boky hoditra. |
ary raha misy te hiady aminao mba hahazahoany ny akanjonao, dia afoizo ho azy koa ny lambanao;
Koa dia niondrana an-tsambo tany Trôasy izahay, ka nizotra nankany Samôtrasy, ary ny ampitso dia nankany Neapôlisy.
fa nalahelo loatra izy, indrindra ange fa tamin’ny nilazany hoe: Tsy hahita ny tarehiko intsony ianareo. Dia nanatitra azy hatreny an-tsambo izy ireo.
Mandraka ankehitriny, dia noana izahay, mangetaheta, tsy manan-katafy, fatsahana totohondry, tsy manana antom-ponenana,
tamin’ny famonoan-tena sy fikelezana aina, tamin’ny fiaretan-tory matetika, tamin’ny hanoanana aman-ketaheta, tamin’ny fifadian-kanina matetika, tamin’ny hatsiaka amam-pitanjahana.