Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no mihoatra amin’ny ataonareo? Moa na dia ny Jentily aza tsy mba manao izany ihany koa?
2Jaona 1:13 - Baiboly Katolika Manao veloma anao ny zanaky ny rahavavinao voafidy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanaky ny rahavavinao voafidy dia manao veloma anao. DIEM PROTESTANTA Ireo zanak’ilay rahavavinao, izay voafidin’Andriamanitra koa, dia manao veloma anao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo zanak’ilay rahavavinao, izay voafidin’Andriamanitra koa, dia manao veloma anao. Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanaky ny rahavavinao voafidy manao veloma anao. Malagasy Bible Ny zanaky ny rahavavinao voafidy manao veloma anao. La Bible en Malgache Ny zanaky ny rahavavinao voafidy dia manao veloma anao. |
Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no mihoatra amin’ny ataonareo? Moa na dia ny Jentily aza tsy mba manao izany ihany koa?