Nony ren’i Taohò mpanjakan’i Hamata, fa hoe resin’i Davida avokoa ny miaramilan’i Hadadezera,
2Tantara 8:4 - Baiboly Katolika Dia nanorina an’i Tadmora tany an’efitra izy, mbamin’ireo tanàna fitahirizana rehetra any amin’ny faritanin’i Etama. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanorina an’i Tadmora tany an-tany efitra sy ny tanàna fitahirizana rehetra izay naoriny tany Hamata izy. DIEM PROTESTANTA Namboariny ny tanànan’i Tadmôra tany an-taniefitra sy ny tanàna izay efa naoriny fahiny tao amin’ny faritr’i Hamata mba ho fitahirizam-bokatra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Namboariny ny tanànan’i Tadmôra tany an-taniefitra sy ny tanàna izay efa naoriny fahiny tao amin’ny faritr’i Hamata mba ho fitahirizam-bokatra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nanorina an’i Tadmora tany an-efitra sy ny tanàna fitehirizana rehetra izay nataony tany Hamata izy. Malagasy Bible Ary nanorina an'i Tadmora tany an-efitra sy ny tanana fitehirizana rehetra izay nataony tany Hamata izy. La Bible en Malgache Nanorina an’i Tadmora tany an-tany efitra sy ny tanàna fitahirizana rehetra izay naoriny tany Hamata izy. |
Nony ren’i Taohò mpanjakan’i Hamata, fa hoe resin’i Davida avokoa ny miaramilan’i Hadadezera,
Efa nandroso amin’izay hampisondrotra azy ho amin’ny voninahitra ambony indrindra i Jôsafata. Nanao trano mimanda sy tanàna fitahirizana teo amin’i Jodà izy.
Naoriny koa i Betôrôna ambony sy i Betôrôna ambany, tanàna mafy misy manda sy vavahady ary karetsaka hazo.
Ka dia nanendry mpifehy hampanao fanompoana an’i Israely izy, mba hamoritra azy amin’ny asa mafy; izany no nahavitana tanàna, natao fitahirizan-javatra ho an’i Faraôna dia Pitaoma sy Ramsesa.