2Tantara 8:2 - Baiboly Katolika dia naoriny indray ireo tanàna nomen’i Hirama azy, ka zanak’i Israely no namponeniny tao. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia namboariny ny tanàna izay nomen’i Hirama azy ka namponenany ny Zanak’Israely. DIEM PROTESTANTA dia namboariny ny tanàna izay nomen’i Hirama azy ka namponenany ny Israelita. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara dia namboariny ny tanàna izay nomen’i Hirama azy ka namponenany ny Israelita. Baiboly Protestanta Malagasy dia namboariny ny tanàna izay nomen’i Hirama azy ka namponenany ny Zanak’Isiraely. Malagasy Bible dia namboariny ny tanàna izay nomen'i Hirama azy ka namponenany ny Zanak'isiraely. La Bible en Malgache dia namboariny ny tanàna izay nomen’i Hirama azy ka namponenany ny Zanak’Israely. |