2Tantara 7:19 - Baiboly Katolika
Fa raha mivily kosa ianareo, ka mahafoy ny didy aman-dalàko, izay nataoko teo anoloanareo, ka mandeha manompo andriamani-kafa, sy miankohoka eo anatrehan’ireny;
Jereo ny toko
Fa raha mivily kosa ianareo ka mahafoy ny didiko sy ny lalànako, izay nataoko teo anoloanareo, ka mandeha manompo andriamanitra hafa sy miankohoka eo anatrehany,
Jereo ny toko
Nefa kosa raha mivily ianareo ka mandao ny lalàna sy ny didy izay napetrako teo anoloanareo, ka mandeha manompo andriamani-kafa sy miankohoka eo anatrehany,
Jereo ny toko
Nefa kosa raha mivily ianareo ka mandao ny lalàna sy ny didy izay napetrako teo anoloanareo, ka mandeha manompo andriamani-kafa sy miankohoka eo anatrehany,
Jereo ny toko
Fa raha mivily kosa hianareo ka mahafoy ny didiko sy ny lalàko, izay nataoko teo anoloanareo, ka mandeha manompo andriamani-kafa sy miankohoka eo anatrehany,
Jereo ny toko
Fa raha mivily kosa ianareo ka mahafoy ny didiko sy ny lalako, izay nataoko teo anoloanareo, ka mandeha manompo andriamanikafa sy miankohoka eo anatrehany
Jereo ny toko
Fa raha mivily kosa ianareo ka mahafoy ny didiko sy ny lalànako, izay nataoko teo anoloanareo, ka mandeha manompo andriamanitra hafa sy miankohoka eo anatrehany,
Jereo ny toko