Tsy mbola tapitra akory ny teniny, dia indro tamy nitondra ny sininy teo an-tsorony i Rebekà, zanaka vavin’i Batoela zanak’i Melkà vadin’i Nakôra rahalahin’i Abrahama.
2Tantara 4:10 - Baiboly Katolika Napetrany teo amin’ny havanana, eo amin’ny atsinanana somary atsimo ilay ranomasina. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nataony tamin’ny ankavanana ny koveta, teo amin’ny zorony atsimo atsinanana. DIEM PROTESTANTA Ilay fitobian-drano goavana dia napetrany teo amin’ny lafiny havanana, teo amin’ny zorony atsimo atsinanana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ilay fitobian-drano goavana dia napetrany teo amin’ny lafiny havanana, teo amin’ny zorony atsimo atsinanana. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny tavin-drano lehibe nataony tamin’ny ankavanana, dia teo amin’ny atsimo-atsinanana. Malagasy Bible Ary ny tavin-drano lehibe nataony tamin'ny ankavanana, dia teo amin'ny atsimo-atsinana. La Bible en Malgache Ary nataony tamin’ny ankavanana ny koveta, teo amin’ny zorony atsimo atsinanana. |
Tsy mbola tapitra akory ny teniny, dia indro tamy nitondra ny sininy teo an-tsorony i Rebekà, zanaka vavin’i Batoela zanak’i Melkà vadin’i Nakôra rahalahin’i Abrahama.
Ka toy izao no nandaharany ny tongotra folo: ny dimy nataony teo amin’ny ilan’ny trano ankavanana, ny dimy kosa nataony teo amin’ny ilan’ny trano ankavia; ary ny ranomasina nataony teo amin’ny ilan’ny trano ankavanana, amin’ny atsinanana somary atsimo.