Nampitaingeniny ny kalesiny faharoa izy, ary nisy niantso teo alohany hoe: «Mandohaliha.» Toy izany no nananganana azy ho mpanapaka ny tany Ejipta.
2Tantara 28:7 - Baiboly Katolika Novonoin’i Zekri mpiadin’i Efraima, i Maasiasa zanaky ny mpanjaka, sy i Ezrikà lehiben’ny tao an-tranon’ny mpanjaka, ary i Elkanà, faharoa manarakaraka ny mpanjaka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary i Zikry, lehilahy mahery tamin’ny Efraima, dia namono an’i Mahaseia, zanaky ny mpanjaka, sy i Azrikama, mpanapaka ny tao an-dapa, ary i Elkana, izay lefitry ny mpanjaka. DIEM PROTESTANTA Ary i Zikrỳ, lehilahy maherifo tamin’ny Efraimita, no namono nahafaty an’i Mahaseia zanakalahin’i Ahaza mpanjaka sy namono nahafaty an’i Hazrikama mpifehy ny tao an-dapa ary namono nahafaty an’i Elkanà izay mpiara-miasa akaiky indrindra tamin’ny mpanjaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary i Zikrỳ, lehilahy maherifo tamin’ny Efraimita, no namono nahafaty an’i Mahaseia zanakalahin’i Ahaza mpanjaka sy namono nahafaty an’i Hazrikama mpifehy ny tao an-dapa ary namono nahafaty an’i Elkanà izay mpiara-miasa akaiky indrindra tamin’ny mpanjaka. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Zikry, lehilahy mahery tamin’ny Efraima, namono an’i Mahaseia, zanaky ny mpanjaka, sy Azrikama, mpanapaka ny trano, ary Elkana, izay nanarakaraka ny mpanjaka. Malagasy Bible Ary Zikry, lehilahy mahery tamin'ny Efraima, namono an'i Mahaseia, zanaky ny mpanjaka, sy Azrikama, mpanapaka ny trano, ary Elkana, izay nanarakaraka ny mpanjaka. La Bible en Malgache Ary i Zikry, lehilahy mahery tamin’ny Efraima, dia namono an’i Mahaseia, zanaky ny mpanjaka, sy i Azrikama, mpanapaka ny tao an-dapa, ary i Elkana, izay lefitry ny mpanjaka. |
Nampitaingeniny ny kalesiny faharoa izy, ary nisy niantso teo alohany hoe: «Mandohaliha.» Toy izany no nananganana azy ho mpanapaka ny tany Ejipta.
Ataovy avo sasaka ny vola entinareo, ary ento indray koa ilay vola natao tao am-bava-lasàkanareo, sao hadisoana no nanaovana azy tao.
Koa nalain’ireo olona ireo izany fanomezana izany, ary nentiny teo an-tanany ny vola avo sasaka, mbamin’i Benjamina, dia niainga izy nidina nankany Ejipta, ary niseho teo anatrehan’i Josefa.
Indray andro monja dia nisy 120.000, samy lehilahy mahery avokoa, no matin’i Fasea zana-dRomeliasa, tamin’i Jodà, satria izy ireo nahafoy an’i Iaveh Andriamanitry ny razany.
Nisy 200.000 ny vehivavy sy zazalahy aman-jazavavy azon’ny zanak’i Israely sambo-belona tamin’ireo rahalahiny, sady be dia be koa ny babo nalainy tamin’ireo, ary ny babo nentiny nankany Samaria.