Nahafaly ny lehibe rehetra sy ny vahoaka rehetra izany, ka samy nanatitra izay rehetra tsy maintsy aloany avy izy, sy nandatsaka izany tao amin’ilay vata.
2Tantara 24:9 - Baiboly Katolika Ary naely eran’i Jodà sy i Jerosalema fa isan’olona dia tsy maintsy mitondra ho an’i Iaveh ny hetra nodidian’i Môizy mpanompon’i Iaveh haloan’i Israely, tany an’efitra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nandefa teny nanerana ny Joda sy Jerosalema izy mba haterina ho an’NY TOMPO ny hetra izay nasain’i Mosesy, mpanompon’Andriamanitra, haloan’ny Israely, fony izy tany an-tany efitra. DIEM PROTESTANTA Ary nandefasan-teny eran’i Joda sy i Jerosalema mba haterina ho an’ny TOMPO ny hetra izay nasain’i Mosesy mpanompon’Andriamanitra hoefain’ny Israelita fony izy tany an-taniefitra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nandefasan-teny eran’i Joda sy i Jerosalema mba haterina ho an’ny TOMPO ny hetra izay nasain’i Mosesy mpanompon’Andriamanitra hoefain’ny Israelita fony izy tany an-taniefitra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nandefa teny eran’i Joda sy Jerosalema izy mba haterina ho an’i Jehovah ny hetra izay nasain’i Mosesy, mpanompon’Andriamanitra, haloan’ny Isiraely, fony izy tany an-efitra. Malagasy Bible Ary nandefa teny eran'i Joda sy Jerosalema izy mba haterina ho an'i Jehovah ny hetra izay nasain'i Mosesy, mpanompon'Andriamanitra, haloan'ny Isiraely, fony izy tany an-efitra. La Bible en Malgache Ary nandefa teny nanerana ny Joda sy Jerosalema izy mba haterina ho an’NY TOMPO ny hetra izay nasain’i Mosesy, mpanompon’Andriamanitra, haloan’ny Israely, fony izy tany an-tany efitra. |
Nahafaly ny lehibe rehetra sy ny vahoaka rehetra izany, ka samy nanatitra izay rehetra tsy maintsy aloany avy izy, sy nandatsaka izany tao amin’ilay vata.
ka nantsoin’ny mpanjaka i Jôiadà mpisorona lehibe, nilazany hoe: «Ahoana no tsy nikarakaranao izay hitondran’ny Levita avy amin’i Jodà sy i Jerosalema ny hetra nasain’i Môizy mpanompon’i Iaveh sy ny fiangonana, haloan’i Israely ho an’ny trano lain’ny vavolombelona?
Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Sirosa, mpanjakan’i Persa, dia namporisihin’i Iaveh, ny fanahin’i Sirosa mpanjakan’i Persa, mba hahatanteraka ny tenin’i Iaveh tamin’ny vavan’i Jeremia, ka nasainy natao kabary sy nolazaina an-tsoratra hiely eran’ny fanjakany izao teny izao:
«Raha avy izay hanisanao ny zanak’i Israely mba hahitana ny isany, dia samy hanome avotra aina ho an’i Iaveh izy tsirairay avy rehefa hatao ny fanisana azy, mba tsy hisy loza manjò azy, amin’ny fanisana azy.