Tonga namonjy an’i Hadadezera mpanjakan’i Sobà koa ny Sirianina avy any Damasa, ka noresen’i Davida ny roa alina tamin’ny Sirianina.
2Tantara 24:23 - Baiboly Katolika Nony niherina ny taona, niakatra hamely an’i Jôasy ny tafiky ny Sirianina ka dia tonga tany Jodà sy Jerosalema izy. Namono ny lehibe rehetra teo amin’ny vahoaka izy ireo, sy nampitondra ny babo azony rehetra ho any amin’ny mpanjakan’i Damasa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony niherina ny taona dia avy ny miaramilan’i Arama hiady aminy; tonga tany Joda sy Jerosalema izy ka matiny avokoa ny mpanapaka rehetra tao amin’ny olona ary nalefany ho any amin’ny mpanjakan’i Damaskosy ny babony rehetra. DIEM PROTESTANTA Tamin’ny lohataona manaraka izany, dia avy ny tafika sirianina hiady tamin’i Jôasy; ary tonga tany Joda sy Jerosalema ireto fahavalo, ka matiny avokoa ny manampahefana teo amin’ny vahoaka ary nampitondrainy ho any amin’ny mpanjakan’i Damasy ny babo rehetra azo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny lohataona manaraka izany, dia avy ny tafika sirianina hiady tamin’i Jôasy; ary tonga tany Joda sy Jerosalema ireto fahavalo, ka matiny avokoa ny manampahefana teo amin’ny vahoaka ary nampitondrainy ho any amin’ny mpanjakan’i Damasy ny babo rehetra azo. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony efa niherina ny taona, dia avy ny miaramilan’i Syria hiady taminy; ary tonga tany Joda sy Jerosalema izy, ka matiny avokoa ny mpanapaka rehetra tao amin’ny olona, ary nampitondrainy ho any amin’ny mpanjakan’i Damaskosy ny babo rehetra. Malagasy Bible Ary nony efa niherina ny taona, dia avy ny miaramilan'i Syria hiady taminy; ary tonga tany Joda sy Jerosalema izy, ka matiny avokoa ny mpanapaka rehetra tao amin'ny olona, ary nampitondrainy ho any amin'ny mpanjakan'i Damaskosy ny babo rehetra. La Bible en Malgache Nony niherina ny taona dia avy ny miaramilan’i Arama hiady aminy; tonga tany Joda sy Jerosalema izy ka matiny avokoa ny mpanapaka rehetra tao amin’ny olona ary nalefany ho any amin’ny mpanjakan’i Damaskosy ny babony rehetra. |
Tonga namonjy an’i Hadadezera mpanjakan’i Sobà koa ny Sirianina avy any Damasa, ka noresen’i Davida ny roa alina tamin’ny Sirianina.
Tamin’izay nanatona ny mpanjakan’i Israely indray ilay mpaminany ka nanao taminy hoe: «Ndeha, matanjaha tsara dieny izao ka diniho sy fantaro izay hataonao fa ho avy hamely anao indray ny mpanjakan’i Siria rehefa miherina ny taona.»
Nony niherina ny taona, nampanao matso ny Sirianina indray i Benadaba dia niakatra nankany Afeka, hiady amin’i Israely.
Ahy ny fampanodiavana sy ny famaliana amin’ny fotoana hahatafintohina ny tongony, fa antomotra ny andro hahitany loza, ary ho avy faingana izay anjara ho azy.