2Tantara 23:4 - Baiboly Katolika
Izao no hataonareo: Ny ampahatelonareo, izay miditra hanao fanompoana amin’ny andro sabata, na mpisorona na Levita, dia hatao mpiambim-baravarana;
Jereo ny toko
Izao no hataonareo: Ny ampahatelonareo izay milatsaka amin’ny Sabata, dia ny mpisorona sy ny levita, dia ho mpiandry varavarana;
Jereo ny toko
Koa izao no hataonareo: ianareo mpisorona sy levita izay milatsaka amin’ny andro sabata, dia aoka ny ampahatelonareo ho mpiandry ny varavaran’ny tempoly,
Jereo ny toko
Koa izao no hataonareo: ianareo mpisorona sy levita izay milatsaka amin’ny andro sabata, dia aoka ny ampahatelonareo ho mpiandry ny varavaran’ny tempoly,
Jereo ny toko
Izao no hataonareo: ny ampahatelonareo izay milatsaka amin’ny Sabata, dia ny mpisorona sy ny Levita, ho mpiandry varavarana;
Jereo ny toko
Izao no hataonareo: ny ampahatelonareo izay milatsaka amin'ny Sabata, dia ny mpisorona sy ny Levita, ho mpiandry varavarana;
Jereo ny toko
Izao no hataonareo: Ny ampahatelonareo izay milatsaka amin’ny Sabata, dia ny mpisorona sy ny levita, dia ho mpiandry varavarana;
Jereo ny toko