Dia lasa nankany an-tranony i Natàna. Ary nasian’i Iaveh ny zaza naterak’i Oria, tamin’i Davida, ka nandraiki-narary mafy.
2Tantara 21:18 - Baiboly Katolika Nanaraka izany rehetra izany indray, dia nasian’i Iaveh aretina tsy lai-panafody izy tamin’ny tsinainy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony afaka izany rehetra izany, dia nasian’NY TOMPO aretina tsy azo sitranina tamin’ny tsinainy izy. DIEM PROTESTANTA Taorian’izany rehetra izany, ny namelezan’ny TOMPO an’i Jôrama dia aretina tsy azo sitranina teo amin’ny tsinainy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Taorian’izany rehetra izany, ny namelezan’ny TOMPO an’i Jôrama dia aretina tsy azo sitranina teo amin’ny tsinainy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony afaka izany rehetra izany, dia nasian’i Jehovah aretina tsy azo sitranina tamin’ny tsinainy izy. Malagasy Bible Ary nony afaka izany rehetra izany, dia nasian'i Jehovah aretina tsy azo sitranina tamin'ny tsinainy izy. La Bible en Malgache Nony afaka izany rehetra izany, dia nasian’NY TOMPO aretina tsy azo sitranina tamin’ny tsinainy izy. |
Dia lasa nankany an-tranony i Natàna. Ary nasian’i Iaveh ny zaza naterak’i Oria, tamin’i Davida, ka nandraiki-narary mafy.
Tamin’ny taona faha-11 nanjakan’i Jôrama, zanak’i Akaba, no nahatongavan’i Okoziasa ho mpanjakan’i Jodà.
ary ianao hotsindrian’aretina mavesatra dia aretin-tsinay mafy dia mafy ka hivoaka ny tsinainao, noho ny hamafin’ny aretina, mandritra ny andro maro.»
Niaraka tamin’izay, dia nisy Anjelin’ny Tompo namely azy, satria tsy nanome voninahitra an’Andriamanitra izy, ka maty nohanin’ny kankana.