Zanaka lahin’i Jadihela avokoa izy rehetra ireo, samy lohan’ny fokom-pianakaviany, lehilahy mahery, 17.200 ny isany, mahazo mitondra fiadiana hiantafika.
2Tantara 17:18 - Baiboly Katolika ny teo anilany dia i Jôzabada, sy lehilahy 180.000 samy hary fiadiana hiady niaraka taminy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 teo anilany dia i Jozabada ary valo alina sy iray hetsy efa voaomana hiady no niaraka taminy. DIEM PROTESTANTA ary nanarakaraka azy dia i Jôzabada, izay mpifehy miaramila nisy andiany 180 samy ary fiadiana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary nanarakaraka azy dia i Jôzabada, izay mpifehy miaramila nisy andiany 180 samy ary fiadiana. Baiboly Protestanta Malagasy ary nanarakaraka azy dia Jozabada, ary ny fehiny dia valo alina amby iray hetsy efa voaomana hiady. Malagasy Bible ary nanarakaraka azy dia Jozabada, ary ny fehiny dia valo alina amby iray hetsy efa voaomana hiady. La Bible en Malgache teo anilany dia i Jozabada ary valo alina sy iray hetsy efa voaomana hiady no niaraka taminy. |
Zanaka lahin’i Jadihela avokoa izy rehetra ireo, samy lohan’ny fokom-pianakaviany, lehilahy mahery, 17.200 ny isany, mahazo mitondra fiadiana hiantafika.
Ny tamin’i Benjamina dia i Elida lehilahy mahery, sy lehilahy nitondra tsipìka aman’ampinga 200.000 niaraka taminy;
Ireo no nanompo ny mpanjaka, afa-tsy izay napetraky ny mpanjaka tany amin’ny tanàna mimanda, eran’i Jodà rehetra.