ny Aradianina, ny Semareanina, ary ny Amateanina. Ary nony tatỳ aoriana niely ny fokon’ny Kananeanina.
2Tantara 13:4 - Baiboly Katolika Nitsangana teo an-tampon-tendrombohitra Semeròna, teo amin’ny tendrombohitr’i Efraima, i Abià ka nanao hoe: «Mihainoa ahy, ry Jerôbôama sy i Israely rehetra! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nijoro teo an-tendrombohitra Zemaraima izay any amin’ny tany be havoana any Efraima i Abia ka niteny hoe: Mihainoa ahy, ry Jeroboama sy ry Israely rehetra: DIEM PROTESTANTA Teo an-tampon’i Tsemaraîma, tendrombohitr’i Efraîma, no nijoro i Abià ka niteny hoe: «Henoy aho, ry Jerôbohama sy ry Israelita rehetra! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Teo an-tampon’i Tsemaraîma, tendrombohitr’i Efraîma, no nijoro i Abià ka niteny hoe: «Henoy aho, ry Jerôbohama sy ry Israelita rehetra! Baiboly Protestanta Malagasy Ary Abia nijoro teo an-tendrombohitra Zemaraima, izay any amin’ny tany havoan’i Efraima, ka nanao hoe: Mihainoa ahy, ry Jeroboama sy ry Isiraely rehetra: Malagasy Bible Ary Abia nijoro teo an-tendrombohitra Zemaraima, izay any amin'ny tany havoan'i Efraima, ka nanao hoe: Mihainoa ahy, ry Jeroboama sy ry Isiraely rehetra: La Bible en Malgache Nijoro teo an-tendrombohitra Zemaraima izay any amin’ny tany be havoana any Efraima i Abia ka niteny hoe: Mihainoa ahy, ry Jeroboama sy ry Israely rehetra: |
ny Aradianina, ny Semareanina, ary ny Amateanina. Ary nony tatỳ aoriana niely ny fokon’ny Kananeanina.
Ka i Abià no nanomboka ny ady, nitondra miaramila mpiady mahery, lehilahy voafantina, 400.000; fa lehilahy voafantina 800.000, mpiady mahery, kosa no nalahatr’i Jerôbôama hiady aminy.
ka nandeha nitsena an’i Asà izy, sy nilaza taminy hoe: «Mihainoa ahy, ry Asà, mbaminareo Jodà sy Benjamina rehetra. Momba anareo i Iaveh raha momba azy ianareo; raha mitady Azy ianareo, dia hety ho hitanareo Izy, fa raha mahafoy Azy kosa ianareo, dia mba hahafoy anareo koa Izy.
Ary ny tanànan’ny fokon’ny taranak’i Benjamina araka ny fianakaviany dia: i Jerikô, i Bety-Heglà, i Eneka-Kaisy, i Bety-Arabà, i Samaraïma,
Nony nilaza izany i Joatama, dia lasa nitsangana teo an-tampon’ny tendrombohitra Garizima, ka nanandratra ny feony, nanao hoe: Henoy aho, ry mponina ao Sikema, mba hihainoan’Andriamanitra anareo koa: