Tsy hitana na inona na inona ho ahy aho, afa-tsy izay nohanin’ny zatovo, sy ny anjaran’ny olona momba ahy dia i Anera sy i Eskôla ary i Mamre: ireo dia haka ny anjarany.
2Tantara 11:1 - Baiboly Katolika Nony tafaverina tany Jerosalema i Rôbôama, dia namory ny taranak’i Jodà sy i Benjamina, mpiady voafantina 180.000, hiady amin’i Israely hampody ny fanjakana amin-dRôbôama. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony tonga tany Jerosalema i Rehoboama dia novoriny ny taranak’i Joda sy i Benjamina, dia miaramila valo alina sy iray hetsy voafantina, hiady amin’ny Israely mba hampody ny fanjakana ho an’i Rehoboama. DIEM PROTESTANTA Vao tonga tany Jerosalema i Rehabohama, dia namory miaramila voafantina miisa vondrona 180 tamin’ny fokon’i Joda sy i Benjamîna mba hiady amin’i Israely avaratra ka hamerina indray io fanjakana io ho an’ny tenany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Vao tonga tany Jerosalema i Rehabohama, dia namory miaramila voafantina miisa vondrona 180 tamin’ny fokon’i Joda sy i Benjamîna mba hiady amin’i Israely avaratra ka hamerina indray io fanjakana io ho an’ny tenany. Baiboly Protestanta Malagasy ARY nony tonga tany Jerosalema Rehoboama, dia novoriny ny taranak’i Joda sy Benjamina, dia miaramila valo alina amby iray hetsy voafantina, hiady amin’ny Isiraely hampody ny fanjakana ho an-dRehoboama. Malagasy Bible Ary nony tonga tany Jerosalema Rehoboama, dia novoriny ny taranak'i Joda sy Benjamina, dia miaramila valo alina amby iray hetsy voafantina, hiady amin'ny Isiraely hampody ny fanjakana ho an-dRehoboama. La Bible en Malgache Nony tonga tany Jerosalema i Rehoboama dia novoriny ny taranak’i Joda sy i Benjamina, dia miaramila valo alina sy iray hetsy voafantina, hiady amin’ny Israely mba hampody ny fanjakana ho an’i Rehoboama. |
Tsy hitana na inona na inona ho ahy aho, afa-tsy izay nohanin’ny zatovo, sy ny anjaran’ny olona momba ahy dia i Anera sy i Eskôla ary i Mamre: ireo dia haka ny anjarany.
Manakorontana ny fisainan’ny firenena I Iaveh, maha-tsinontsinona ny hevitry ny vahoaka Izy.
Tsy ny hamaroan’ny miaramilany no ahazoan’ny mpanjaka fandresena; tsy ny heriny lehibe no ahombiazan’ny mpiady;