Ary hitan-dravehivavy fa ny voan’ilay hazo dia fihinana, mahatehijery sy mendrika hoirîna mba hahazoana fahiratan-tsaina; nioty tamin’ny voany izy, dia nihinana ary nomeny koa ny vadiny izay niaraka taminy, ary nihinana izy.
1Timoty 2:14 - Baiboly Katolika ary tsy i Adama no voafitaka, fa ny vehivavy voafitaka no tonga nanota; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary tsy i Adama no voafitaka fa ny vehivavy no voafitaka ka tonga mpanota. DIEM PROTESTANTA tsy mba i Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka sady tonga nandika ny didin’Andriamanitra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara tsy mba i Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka sady tonga nandika ny didin’Andriamanitra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota. Malagasy Bible Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota. La Bible en Malgache Ary tsy i Adama no voafitaka fa ny vehivavy no voafitaka ka tonga mpanota. |
Ary hitan-dravehivavy fa ny voan’ilay hazo dia fihinana, mahatehijery sy mendrika hoirîna mba hahazoana fahiratan-tsaina; nioty tamin’ny voany izy, dia nihinana ary nomeny koa ny vadiny izay niaraka taminy, ary nihinana izy.
Fa raha tera-bavy kosa izy, dia haloto tapa-bolana, toy ny amin’ny andro aharariany amin’ny fadim-bolany; ary haharitra enina amby enimpolo andro amin’ny ra hidiovany.
Matahotra anefa aho fandrao ny sainareo very hadiovana amam-pahitsiam-po amin’i Kristy, toy ny namitahan’ny bibilava an’i Eva tamin’ny hafetsen-dratsiny.