1Tantara 9:41 - Baiboly Katolika zanaka lahin’i Mikà: i Fitôna, i Meleka, i Taraà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Mika dia i Pitona, i Meleka, i Tarea ary i Ahaza. DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Mikà dia ry i Pitôny sy i Melèka ary i Taharea sy i Ahaza. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Mikà dia ry i Pitôny sy i Melèka ary i Taharea sy i Ahaza. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Mika dia i Pitona, i Meleka, i Tarea ary i Ahaza. |
I Akaza niteraka an’i Jarà, i Jarà niteraka an’i Alamata, i Azmota ary i Zamrì; i Zamrì niteraka an’i Mosà.