Ilay vaditsindranony atao hoe Ramà koa dia niteraka an’i Tabea sy i Gahama, ary i Toasy sy i Maakà.
1Tantara 9:35 - Baiboly Katolika Tao Gabaôna no nonenan’i Jehiela, rain’i Gabaôna, i Maakà no anaran’ny vadiny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tao Gibeona no nonenan’i Jeiela, rain’i Gibeona, ary ny anaran’ny vadiny dia Maka. DIEM PROTESTANTA Tao Gibehôna no nonina i Jehiela, ilay mpanorina io tanàna io; ary ny anaran’ny vadiny dia Mahekà. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tao Gibehôna no nonina i Jehiela, ilay mpanorina io tanàna io; ary ny anaran’ny vadiny dia Mahekà. Baiboly Protestanta Malagasy ARY tao Gibeona no nonenan’i Jeiela, razamben’ny an’i Gibeona, ary ny anaran’ny vadiny dia Imaka; Malagasy Bible Ary tao Gibeona no nonenan'i Jeiela, razamben'ny an'i Gibeona, ary ny anaran'ny vadiny dia Imaka; La Bible en Malgache Tao Gibeona no nonenan’i Jeiela, rain’i Gibeona, ary ny anaran’ny vadiny dia Maka. |
Ilay vaditsindranony atao hoe Ramà koa dia niteraka an’i Tabea sy i Gahama, ary i Toasy sy i Maakà.
Ireo no lohan’ny fianakavian’ny Levita, filohany araka ny taranany, ary nonina tao Jerosalema.